# Ahoana no niarovan'i Jesosy ny fanambarany fa marina? Jesosy niteny fa amin'ny lalàn'izy ireo dia voasoratra fa ny fijoroan'ny olon-droa vavolombelona dia marina. Avy eo Izy nilaza fa Izy sy ny Ray izay naniraka Azy dia samy hanambara momban'i Jesosy.