# Ahoana no namalian'ireo manam-pahefana Jiosy ny fihetsik'i Jesosy tao an-tempoly? Nanontany an'i Jesosy izy ireo hoe: "Inona no famantarana ho asehonao mahatonga anao manao ireo zavatra ireo?" # Ahoana no namalian'i Jesosy an'ireo manam-pahefana Jiosy? Namaly azy ireo Izy hoe: "Ravao ity tempoly ity, fa ho hatsangako anatin'ny telo andro monja izany."