# Iza no nilazan'i Jaona azy tamin'ny nanontanian'ireo mpisorona sy Levita avy tany Jerosalema? Hoy izy hoe: "Izaho ilay feo miantso any an'efitra hoe: 'Ataovy mahitsy ny lalan'ny Tompo,' araka ny voalazan'Isaia mpaminany."