# Inona avy ireo torolalana nomen'i Jeremia an'i Seraia? Niteny tamin'i Seraia i Jeremia fa rehefa tonga any Babylona izy dia hamaky ny teny rehetra ao amin'ilay horonan-taratasy, hamatotra vato kely eo amin'izany, ary hanipy izany eny amin'ny onin'i Eofrata. # Inona no voasoratra tao amin'ilay horonan-taratasy? Nanao fanambarana Yaveh fa i Babylona dia ho rava, tsy hisy mponina, ary ho lasa tanĂ na foana mandritra ny fotoana maharitra.