# Iza no lehiben'ny manam-pahefanan'i Zedekia mpanjaka? Seraia no lehiben'ny manam-pahefanany. # Inona no nosoratan'i Jeremia tao anatin'ilay horonan-taratasy? Nanoratra ny loza rehetra izay ho avy amin'i Babylona i Jeremia?