# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'ny vahoakan'i Babylona? Nilaza Yaveh fa hamaly ireo olona tamin'ireo zava-dratsy nataon'izy ireo tao Jerosalema Izy.