# Inona no henon'ny mpanjakan'i Babylona mahakasika ireo olona avy any avaratra? Nandre ny mpanjaka fa iey ireo dia fa loza be ary tsy hanana fangoraham-po. # Ahoana ny fihetsem-pon'ny mppanjaka tao rehefa nandre avy tamin'i Jeremia fa ho avy avy any avaratra. Rehefa avy nandre ilay hafatra ilay mpanjaka dia nahatsiaro tena ho toy ny vehivavy hiteraka.