# Inona no ho ataon'i Yaveh amin'ireo vahoakan'i Hazora rehefa ho alain'i Nebokadnezara ny ramevan'izy ireo sy ny taniny? Ho aparitany izy ireo ary ho avy eo amin'izy ireo ny loza. # Iza no hipetraka eo amin'ilay toerana rehefa avy notafihin'i Nebokdnezra izany? Ireo amboadia ihany sisa no hihaina eo amin'izany.