# Nahoana ireo Edomita no efa nahafantatra Yaveh dia hanasazy azy ireo? Hitan'izy ireo fa na ireo izay tsy nofaizin'i Yaveh aza dia nijaly. # Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'i Bozra? Hamotika izany Izy.