# Inona avy ireo biby nampitahain'ny mpanoratra an'i Egypta talohan'ny ady? Egypta dia tahaka ny omby tanora, ary ireo miaramila nokaramaina dia tahaka ny omby matavy. # Inona no biby nampitahain'ny mpanoratra an'i Egypta taorian'ny ady? Nilaza izy fa i Egypta dia tahaka ny bibilava.