# Inona no zavatra takatr'ireo olna rehefa maty i Hofra? Ho takatr'izy ireo fa Yaveh dia hanao ny zavatra rehetra izay efa nolazainy fa ho ataony. # Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'i Farao-Hofra? Nilaza izy fa ho atolony ireo fahavalony i Farao-Hofra.