# Inona no nataon'ireo olona izay niaraka tamin'Ismaela rehefa nahita an'i Johanana sy ny mpifehin'ny tafika rehetra niaraka taminy izy ireo? Faly izy ireo ary nankany amin'i Johanana.