# Nataon'Ismaela inona ireo olona hafa rehetra izay tao Mizpa? Nosamborin'Ismaela ireo olona hafa rehetra izay tao Mizpa ary nentiny tany Amona.