# Naninona no tsy novonoin'izy ireo ny lehilahy folo tamin'reo valopolo? Nilaza tamin'izy ireo ireo lehilahy folo fa izy ireo dia manana vatsy. # Taiza no nanarian'Ismaela ireo vata-mangatsiaka ny olona rehetra izay novonoiny? Natsipiny tany anaty lavaka izay nangadian'i Asa mpanjaka izy ireo.