# Inona no ho lazain'i Yaveh fa hitranga amin'i Ebeda-Maleka amin'ny andro hanatanterahan'i Yaveh Niteny izy fa hamonjy an'i Ebeba-Maleka. # Inona no antony hqmonjen'i Yaveh an'i Ebeda-Maleka amin'ny sabatra? Hamonjy an'i Ebeda-Maleka izy satria nahatoky an'i Yaveh.