# Ahoana no eritreritr'i Jeremia mahakasika ny ho ataon'i Zedekia raha toa ka milaza ny marina aminy izy? Nieritreritra izy hoe ho vonoin'i Zedekia. # Ahoana no nandresen'i Zedekia lahatra an'i Jeremia mba hanomezany valinteny ho azy? Nianiana tamin'i Yaveh i Zedekia fa tsy hamono azy.