# Inona no nolazain'i Ebeda-Meleka tamin'ny mpanjaka mahakasika an'i Jeremia? Nolazainy tamin'ny mpanjaka fa ireo manam-pahefana dia nanao ratsy tamin'ny fomba nanaovan'izy ireo an'i Jeremia mpaminany. Natsipin'izy ireo tao anaty famorian-drano mba ho fatin'ny hanoanana ao amin'izany izy.