# Inona no nasain'i Yaveh ataon'i Jeremia rehefa nodoran'ilay mpanjaka ilay horonan-taratasy? Niteny tamin'i Jeremia Izy mba hanoratra ny teny rehetra tao amin'ilay horonan-taratasy voaloahany eo amin'ilay horonan-taratasy vaovao indray i Baroka.