# Inona no nataon'ireo manam-pahefana rehefa nandre ny tatitr'i Mikaia izy ireo? Naniraka an'i Jehody hitondra an'i Baroka eo aminy izy ireo, ary nasaina novakian'i Baroka teo amin'izy ireo ilay horonan-taratasy.