# Inona no nolazain'ireo mpaminany tamin'ireo lehilahin'i Joda? Ireo mpaminany dia niteny tamin'izy ireo mba hanatsahatra ny fanaovana ratsy, ary hanao ny tsara, hijanona amin'ny fanompoana ireo andriamanin-kafa, ary hiverina ao amin'ilay tany.