# Ahoana no hamaizan'i Yaveh azy ireo? Ho fatin'ny sabatra, aretin-mandringana, ary mosary izy ireo. # Toy ny ahoana no nanehon'ireo olona ny fankatoavan'izy ireo ilay fanekena? Notapahin'izy ireo roa ny ombilahy ary nandeha teo anelanelan'izany izy ireo.