# Inona no nambaran'ny olona mahakasika ny famaizan'i Yaveh an'i Joda? Nanambara ireo olona fa Yaveh dia efa nandà ireo foko roa izay nofidiany, koa tsy firenena intsony izy ireo.