# Yaveh dia handà an'ireo taranak'Israely rehefa zavatra roa inona no mitranga? Izy ireo dia ho firenena raha mbola tsy misy olona nandrefy ny hahavon'ny lanitra na nahita ny fanambanin'ny tany.