# Inona no fampitandreman'i Yaveh tamin'ny alalan'i Jeremia ho an'ireo tratra babo. Nampitandrina azy ireo Izy tsy hihaino ireo nofy na mpaminany izay tsy nirahin'i Yaveh.