# Nahoana ireo olona no tokony hitomany an'ireo izay mandeha ho babo? Tokony hitomany izy ireo satria ireo tratra babo dia tsy hiverina intsony na ahita ilay tany.