# Inona no tokony nataon'ireo olona izay naniry ny ho velona? Nila nivoaka an'ilay tanàna sy manodidina an'ireo Kalideana izy ireo. # Inona no nitranga tamin'ireo olona izay nijanona tao amin'ilay tanàna? Maty izy ireo.