# Inona no nolazain'i Jeremia mba ho hiraina sy hiderana an'i Yaveh? Ny rehetra dia tokony hihira sy hidera an'i Yaveh satria mitsapa ireo marina Izy, mahita ny ao an-tsaina sy ao am-po, mamaly faty, ary manavora ireo olona nampahoriana.