# Inona no nangatahan'i Jeremia tamin'Yaveh ho atao amin'ireo fahavalony? Nangataka tamin'i Yaveh izy ny mba hamonoana ireo lehilahy ary tsy hamela heloka azy ireo.