# Inona no teti-dratsin'ireo olona amin'i Jeremia? Nikasa ny hanafika azy niaraka tamin'ny tenin'izy ireo ka tsy hihainon intsony izay zavatra nolazainy. # Inona no nangatahan'i Jeremia mba ho tsaroan'i Yaveh? Jeremia dia nangataka tamin'i Yaveh mba hahatsiarovany ny fomba niresahany taminireo izay mahasoa olona .