# Nahoana Yaveh no mamorona loza ho an'ny vahoakan'i Joda sy Jerosalema? Izy ireo dia manao zavatra ratsy. # Inona no ho ataon'ireo olon'i Joda sy Jerosalema taorian'ny nampitandreman'i Jeremia azy ireo? Tsy hihaino izy ireo na hitsahatra amin'ny asa ratsiny.