# Aiza no voasokitra ny otan'i Joda? Voasokitra eo amin'ny takelaky ny fon'izy ireo izany. # Aiza no misy ny vahoakan'ny baon'Aseraha? Ny baon'Aseraha dia eny amoron'ireo hazo be raviny eny amin'ireo havoana avo.