# Inona no antony nandidian'i Yaveh an'i Jeremia tsy hiditra ao an-tranon'ireo olona manao fankalazana? Yaveh dia nandidy an'i Jeremia tsy hiditra tao satria hanatsahatra ilay fankalazana Izy.