# Inona no tsapan'ireo olona midradradra tao Ziona? Nahatsiaro fahamenarana lehibe izy ireo. # Inona no zavatra tokony ampîanarin'ireo vehivavy amin'ny zanak'izy ireo vavy. Tokony hampianatra hira fisaonana ny zanany vavy izy ireo.