# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'ireo Israelita? Ho ataony toy ny olona izay tsy mihinana sy misotro afa-tsy zavatra mangidy izy ireo. Ary ho rohasiny eny amin'ny tranon'izy ireo ary ho vonoina.