# Inona no nataon'ireo mpanora-dalàna? Nanoratra zavatra izay namitaka ny olona izy ireo. # Inona no ho ataon'i Yaveh amin'ny vady sy ireo sahan'izy ireo? Homeny olon-kafa ny vady sy sahan'izy ireo.