# Inona no tsapan'ireo olona mahakasika ny haratsiam-panahin'izy ireo? Tsy nisy na iray aza nahatsapa-tena ho diso. # Nahoana no tsy mitovy amin'ireo vorona ny vahoakan'i Yaveh? Ireo vorona dia mahafantatra izay tokony ho ataony, nefa ny vahoakany dia tsy nahafantatra ny didin'i Yaveh.