# Inona no nataon'ireo olona rehefa naniraka ireo mpaminany Yaveh? Tsy nihaino na nifantoka tamin'izany izy ireo. Nanohy nanao ratsy izy ireo.