# Inona no ho ataon'i Jeremia amin'ireo vahoakan'Andriamanitra amin'ny maha mpandredrika azy? Hizaha sy hitsapa ny fomban'izy ireo izy. # Toy ny ahoana ireo olona? Mafy loha toy ny varahina sy vy mafy izy ireo.