# Hatraiza no hamelan'Andriamanitra heloka an'i Jerosalema? Hamela heloka an'i Jerosalema Andriamanitra raha toa ka afaka mitady olona manao ny marina ny mpaminany. # Na dia efa resin'Andriamanitra tanteraka aza ireo olona, inona no mbola ataon'izy ireo? Mbola nandà ny handray fananarana izy ireo.