# Inona no tsy maintsy ataon'ireo olona rehefa hiverina izy ireo? Tsy maintsy miaiky ny helony izy ireo. # Inona no homen'i Yaveh azy ireo raha miverina izy ireo? Hanome mpiandry ondry izay safidin'ny fony izy ireo.