# Inona no zavatra tsaroan'i Yaveh mahakasika ny vahoakan'i Jerosalema? Tsaroan'i Yaveh fa ny vahoakan'i Jerosalema dia nitia Azy tany aloha. # Inona no hitranga amin'ny vahoakan'Israely? Ho avy amin'izy ireo ny ratsy.