# Inona ny antony nanirian'ireo lehilahy hamono hahafaty an'i Gidoena? Naniry ny hamono hahafaty an'i Gideona ireo lehilahy, satria narodany ny alitaran'i Bala, ary satria nokapainy ilay Aseraha teo anilan'izany.