# Inona ireo zavatra roa nolazain'i Jakoba fa tokony hatao amin'ny tsirairay mba ho sitrana? Tokony hibebaka amin'ny tsirairay ireo mpino ary mivavaka ho an'ny tsirairay. # Inona no nolazain'i Jakoba fa ohatr'i Elia mampiseho antsika ny vavaka? Ny ohatr'i Elia dia mampiseho antsika fa ny vavakin'ny olomarina iray dia mamokatra vokatra lehibe.