# Inona no lazain'i Jakoba fa tokony ho toetran'ireo mpino manoloana ny fahatongavan'ny Tompo? Tokony hiandry am-paharetana ny fahatongavan'ny Tompo ireo mpino.