# Ahoana ny fomba nitondran'ireo mpanan-karena ny mpiasan'izy ireo? Tsy nandoa ny karaman'ireo mpiasa ireo mpanan-karena ireo. # Ahoana ny fomba nitondran'ireo mpanan-karena ny olomarina? Nanameloka sy namono ny olomarina ireo mpanan-karena.