# Inona no ampitahan'ny mpanoratra an'i Yaveh sy ny vahoakan'Israely? Yaveh dia ampitahaina amin'ny mpanefy tanimanga ary ny vahoakan'Israely ampitahaina amin'ny tanimanga.