# Inona no tsy ho voalaza amin'i Ziona sy ny taniny intsony? Tsy holazaina "nafoy" intsony i Ziona ary tsy ho antsoina "lao" intsony ny taniny. # Nahoana Ziona no antsoina "Ao aminy ny sitrako" ary ny tanin'i Ziona "Nampakarina'? Ho antsoina an'ireo izy satria Yaveh .mankamamy aminy ary ho ampakarina ny taniny.