# Inona no tsy ho re intsony ao amin'ny tanin'i Ziona? Tsy ho re intsony ao an-taniny ny herisetra, na fandravana na fanorotoroina eny amin'ny sisin-tanin'izy ireo.