# Nahoana Yaveh no milaza fa tokony hihira ny vehivavy momba? Milaza Izy fa tokony hihira izy, satria ny zanaky ny momba dia mihoatra lavitra noho ny zanaky ny vehivavy manambady.