# Nahoana ireo faharavan'i Jerosalema hamelona fihirana fifaliana? Hanao izany ireo satria nampahery ny olony Yaveh; nanavotra an'i Jerosalema Izy. Nampiseho ny sandriny masina teo imason'ireo firenena rehetra Yaveh.